AccueilPétitionsPétitions socialesNe pas ratifier le projet de Téléphérique à Antananarivo - Ahemory ny fankatoavana ny Téléphérique fa tsy laharam-pahamehana
Pétition
Ne pas ratifier le projet de Téléphérique à Antananarivo - Ahemory ny fankatoavana ny Téléphérique fa tsy laharam-pahamehana
Pétition
1.994
signatures
Encore 3 006 signatures pour que cette pétition soit plus susceptible d’atteindre son destinataire !
Auteur :
Auteur(s) :
FEO IZAY IRAY
Suivre cet auteur
Recevez l'actualité de cet auteur
Auteur suivi
Ne plus recevoir l'actualité de cet auteur
Destinataire(s) :
Assemblée Nationale de Madagascar - Solombavambahoaka Malagasy
La pétition
FEO IZAY IRAY : ANTSO AVO AVY AMIN'NY OLOM-PIRENENA HO AN'NY SOLOMBAVAMBAHOAKA HANAOVANA TSIA AMIN'NY "PROJET TELEPHERIQUE".
Hoy i Lolo sy ny Tariny : "Amin'ny anaran'ny tolona izay natao, Rahalahy. Amin'ny anaran'ny tolona, meteza ianao hihaino ahy."
Amin'ny anaran'ny Tolona izay natao hahatafita ity Firenena Malagasy iombonantsika ity, dia mila fandraisana andraikitra sy fahasahiana hijoro isika ka hiteny hoe TSIA amin'io projet Téléphérique kasaina atao io. Tonga ny fotoana ijoroantsika miaraka ho FEO IZAY IRAY, miara-miantso ireo solombavambahoaka rehetra manatrika ny fivoriana ara-potoana ankehitriny : "Manao antso avo ho anareo Solombavam-bahoaka Malagasy tsy hanaiky ny fankatoavana ny trosa izay kasaina ho baben'ny Firenenana hanatanterahana ny projet Téléphérique ao Antananarivo. Maro loatra ny laharam-pahamehana hafa mikasika ny raharaham-panjakana, ny karama tsy voaloa, ny vola ilaina amin'ny fampianarana sy ny fitsaboana ka afaka ampiandrasana fotoana hafa io projet téléphérique io. Solombavambahoaka ianareo. Anjaranareo no mandinika sy misafidy ny laharam-pahamehana ho an'ny vahoaka manantena anareo."
Mamarana i Lolo sy ny Tariny hoe : "Hialao ilay fikabe, andosiro fa tsy miady. Aminy anaran’ny olona navarintsika tany an-kady"
PETITION pour DIRE NON au projet TELEPHERIQUE à ANTANANARIVO.
Le projet de téléphérique à Antananarivo (Madagascar) n'est ni opportun ni prioritaire. Il est inconsidéré d'engager tout le pays dans un endettement de 152 millions d'euros pour un transport urbain dont le tarif escompté est inaccessible au commun des usagers (2 euros par jour. 75% de la population vit en dessous de 1,9 $ par jour). Les 40.000 usagers escomptés ne représentent que 1,3% de la population du Grand Tana.
Nous demandons aux parlementaires malagasy de reporter sine die la ratification du protocole d'accord pour ce projet et de demander l'ouverture d'une enquête d'utilité publique pour étudier la solution la plus adaptée à la circulation au sein de la capitale de Madagascar.
1.994
signatures
Signez avec votre email
Encore 3 006 signatures pour que cette pétition soit plus susceptible d’atteindre son destinataire !
En signant la pétition, j'accepte que MesOpinions traite mes données à des fins de gestion de signatures et des commentaires. J'accepte également d'être informé(e) des actions citoyennes initiées via MesOpinions. Pour en savoir plus, sur ces traitements et sur mes droits, je consulte les conditions d'utilisation.
AccueilPétitionsPétitions socialesNe pas ratifier le projet de Téléphérique à Antananarivo - Ahemory ny fankatoavana ny Téléphérique fa tsy laharam-pahamehana