Se connecter
Logo MesOpinions.com
Accueil Pétitions Victoires Logo Mobilisation pour la Cause Animale Blog Nous soutenir Lancer une pétition
Accueil Pétitions Pétitions sociales Mangataka ny fanafoana ny communiqué navoakan'ny MAE mikasika ny VISA
Pétition

Mangataka ny fanafoana ny communiqué navoakan'ny MAE mikasika ny VISA

Mangataka ny fanafoana ny communiqué navoakan'ny MAE mikasika ny VISA Pétition
120 signatures
Plus que 380 signatures pour que cette pétition soit diffusée dans la newsletter MesOpinions !
Auteur :
Auteur(s) :
Pasipaoro sy Visa
Destinataire(s) :
Mpiaro ny mpandeha
La pétition
Miarahaba andriamatoa ministra (MAE),

Izahay ao anatin'ny vondrona (mpiasa handeha any eoropa sy canada) dia mangataka ny hanafoanana ilay communiqué navoakanareo ny 23/05/2022, ny antony dia tsotra :
- Tsy nisy akory ny fampilazana fa tampoka be (du jour au lendemain) dia natao iny, vokany maro ireo niverina teny @ny aeroport
- Very fotoana be izahay, ny visa scheingen anefa dia ela dia ela vao mivoaka nefa mbola misy an'ito koa
- Very vola koa ireo olona miverina eny @ny aeroport, ny billet dia tsy remboursable fa pénalisation tsy maintsy misy nefa ts avy aty aminay loatra 
- Very asa koa ireo olona sasany satria voatery ts maintsy miandry anio, nefa efa nametra-pialana tany amin'ny asa nataony dia miandry tsy sazoka izay ho avoakany ambasadaoro any Parisy, tsy maintsy nahemotra ny dia vokanio zavatra io.
- Ny fanjakana malagasy dia tsy manome onitra ho anireo izay voa (very vola, fotoana sns)
Koa mangataka izahay andriamatoa ministra mba alalaho re fa izany Visa any eoropa sy canada izany dia zavatra manara-penitra.

NB : Raha ireo olona mankany Koweit sy Liban ary Arabie Saoudite no olana, dia atokano ny momba ireo fa aza atao safo be mantsina tahaka izao izahay.

Misaotra betsaka.

#Ny vondrony mpiasa handeha
120 signatures
Signez avec votre email
Plus que 380 signatures pour que cette pétition soit diffusée dans la newsletter MesOpinions !
Merci pour votre mobilisation
Vous avez déjà signé cette pétition
Aidez l'auteur à atteindre la victoire :
Je n'ai pas signé cette pétition et je veux le faire
Ajouter un commentaire
En signant la pétition, j'accepte que MesOpinions traite mes données à des fins de gestion de signatures et des commentaires. J'accepte également d'être informé(e) des actions citoyennes initiées via MesOpinions. Pour en savoir plus, sur ces traitements et sur mes droits, je consulte les conditions d'utilisation.
Partagez la pétition avec vos amis :

Lancez votre propre pétition

La personne ayant lancé cette pétition a décidé d'agir pour la cause qui la concernait.
En ferez-vous de même ?
Je lance ma pétition
19 commentaires
Faniriana - Le 26/05/2022 à 04:50:14
Mba foano io zavatra io satria olona any Liban sy Koweït no manao ny ataony de ny rehetra no sahirana
0 0
Le 25/05/2022 à 16:57:27
Tena mazava Sady hita fampijalina ny malagasy mba te-hitady ravinahitra any ivelany zao !!
0 0
Le 26/05/2022 à 05:38:03
Tsy rariny
0 0
Voir tous les commentaires
- Pétitions -

Les pétitions soutenues par d'autres utilisateurs

Accueil Pétitions Pétitions sociales Mangataka ny fanafoana ny communiqué navoakan'ny MAE mikasika ny VISA