Mangataka ny fanafoana ny communiqué navoakan'ny MAE mikasika ny VISA
Petition
120
signatures
Only 380 signatures left for this petition to be published in the MesOpinions newsletter!
Author :
Author(s) :
Pasipaoro sy Visa
Suivre cet auteur
Recevez l'actualité de cet auteur
Auteur suivi
Ne plus recevoir l'actualité de cet auteur
Receiver(s) :
Mpiaro ny mpandeha
The petition
Miarahaba andriamatoa ministra (MAE),
Izahay ao anatin'ny vondrona (mpiasa handeha any eoropa sy canada) dia mangataka ny hanafoanana ilay communiqué navoakanareo ny 23/05/2022, ny antony dia tsotra : - Tsy nisy akory ny fampilazana fa tampoka be (du jour au lendemain) dia natao iny, vokany maro ireo niverina teny @ny aeroport - Very fotoana be izahay, ny visa scheingen anefa dia ela dia ela vao mivoaka nefa mbola misy an'ito koa - Very vola koa ireo olona miverina eny @ny aeroport, ny billet dia tsy remboursable fa pénalisation tsy maintsy misy nefa ts avy aty aminay loatra - Very asa koa ireo olona sasany satria voatery ts maintsy miandry anio, nefa efa nametra-pialana tany amin'ny asa nataony dia miandry tsy sazoka izay ho avoakany ambasadaoro any Parisy, tsy maintsy nahemotra ny dia vokanio zavatra io. - Ny fanjakana malagasy dia tsy manome onitra ho anireo izay voa (very vola, fotoana sns) Koa mangataka izahay andriamatoa ministra mba alalaho re fa izany Visa any eoropa sy canada izany dia zavatra manara-penitra.
NB : Raha ireo olona mankany Koweit sy Liban ary Arabie Saoudite no olana, dia atokano ny momba ireo fa aza atao safo be mantsina tahaka izao izahay.
Misaotra betsaka.
#Ny vondrony mpiasa handeha
120
signatures
Sign with your email
Only 380 signatures left for this petition to be published in the MesOpinions newsletter!
Veuillez sélectionner une option
Vous êtes sûr ? Votre mobilisation est importante pour que les pétitions atteignent la victoire ! Sachez que vous pouvez vous désinscrire dès que vous le souhaitez.
By signing the petition, I agree that MesOpinions processes my data for the purposes of managing signatures and comments. To learn more about these processes and my rights, I consult the terms of use.